ambarako aminao fa tiako ianao
ambarako aminao fa tiako ianao
ambarako aminao fa tiako ianao
efa ela be no nilazako a nao fa oe tiako ianao
fa tsy nosaininao ,
tsy norarainao akory anie
nefa izao efa vonona ny hanome
fitiavana be dia be
bridge 1 : fantatro ianao fa tsy ho ahy
ka naleoko dia nangina
fa raha ny aminao tsy mba azoko antenaina a hannn
REF : ka indrisy dia tsy nosaininao ilay fitiavako anao
nefa ny ato am-poko efa lasanao manontolo
ka raha ho avy ny andro iray
mba hiovanao hevitra indray
dia tsarovy aloha fa izaho mbola tia ka tsy miova
ankehitriny ny fiainako mangatsika
fa ianao (noho ianao) no nampiova azy lasa ho mangina
raha ny any an-kafa aloha tsy mba ho aiko ny hitia
satria ny foko dia efa voahidy
bridge 2 : fantatro fa tsy ho ahy ianao
ka naleoko dia nangina
fa satria tsy misy antenaiko intsony ny aminao
REF
bridge 3 : nefa raha toa tsy mety
dia ambarako anao ombieny
fa izao dia tia , tena tia anao
tia tsy misy fetra
ka ny azoko atao dia mivavaka ho anao
ahazo izay hirian'ny fo mba hiadananaooooooooooooooo
ambarako aminao fa tiako ianao
ambarako aminao fa tiako ianao
ambarako aminao fa tiako ianao
REF X3