Tsaroako n andr fon za lov anw za mbl band kel.
Za t ikôz amnw we i luv u fa ts sah nteny.
Ra job nis koa haf kobk we gadra samirery.
F enw le tokan ato am poko alou ra tamreny.
Tsaik n hanadinu n f vita, na akipku n masku aza mbl mahita, ftiavan nmek anw atramzei r sip, to mbl maptap a to mbl mapvika, ten sartr n miala, n tsara mionona fa zay lou n anjara, manantena ian d saina kou n amboarn fa mbl his wav tsar2.
Aty zo n zvt enuko d manarak n ftempon foko.
Ra n fiainana ftiavan nenw ftiavantena fa ts mb le fti maro loko.
Ten sartr n fiainan tsnìs anw, za mred2 fon tsis atw.
Nde hak telfon we iants anw nf kobk we ts po1s d aleo amzo.
D aon amzei zo n wav, ikalm v sa higaf, isanadr manembn ana le fantaniana tsmet mvah.
We aiz n tiku, ez n las, ez n tsita, ez n luv, iza n dis, iza n faute, izy nfid, iz ntsoka
Lil'C (Refrain): Aîko fa tsy niainanao,tsy tsapanao,tsy ho vitanao, izay nozakaiko noho ny ditranao,safidinao.
Tsy nanofy intsony aho,laninao anie ny heriko, ka henoy tsara izao,tsy ho vitanao izay vitako.
Jizz: Tadidinao ve le sangisangitsikareny? Enao manao hoe dada dia le za manao we neny.
Enao le tsy miteny ra vo sendra miady kely Tamren za mbl ts natsiaro tena irery,
Enao nandao ana nefa tsy tsapanao akory,
Fa fijalina wa n alina rehefa matory, Ranomasos alahelo n mibahana at ampoko,
Le endrikao sy bikanao tsy mety ho adinoiko,
Ts aiko ra zakanao reo niainako, Fa lasa enao dia niova sady simba zany fiainako
Enao lasa naditra.. baby zao ve sisa tsika?
Lay ftiavana nafana teo toa lasa mangatsika,
fa mino ahy fa mbl ho avy ndray andro androany, Isindan'ny alahelo dia ho ritra reo tomany.
Za no tena mahalala anao, Tsy anadino ahy zany enao.
Lil'C (Refrain):...................
Sphynx: Asa ra tadidînao fa nlaozanao mangidy ho ahy,
ny etanw namidinao d n alaelok ts fidiny ho ahy,
ro taona lasa zay nlaizanao we ny anaranao fafao ao andohaka ao, nf sarotr amik ra itad vao2,za amoun tena fa mb ivavao,
satria ny akon ny ditranao mameno n saik isa minitra, voa lany ny vola ts nandeha ny sera d raiktr n gidra2,
d lasa enao nandao,ts6 fanazavana, diso fanatenana n band.. nlaozan azavana,
satria enao n tik,ditranw niafik, impir mu enw n tratr niodina fa nikipik,
asa ra mb tsapanao,niainako met ts ho zakanw,
be n zavabitsik sahy zé band mbl aka anao,
saingy zé vita tsara baby no tsaroko, ren n antenaik anaisotra n ratram-poko,
fa n fiainak mbl mtohy,nenw met ho rats fiafara,
saingy zé tsara n irik ho anao fa netsik rou efa ts anjara...
Lil'C (Refrain)............—