4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vorom-potsy - TafHITT

’Zany tiana, ’zany tiako

Dia hitako ihany

O! re roy ô!

Tsy miova, tsy mifindra

Miara mamindra, miangola, mitositosy

Eo anilan’ny tiana

Eo akaikin’ny lala



Vorom-potsy miara-dia

Vorondreo tsy mifanary

Voromanga, mahalala havana

Miara-dia, miara-dia, miriaria



Mba tohano, ka tantano

Raha mila hirona

O! re roy ô!

Ento mora, ento mora

Miara mamindra, miangola, mitositosy

Eo anilan’ny tiana

Eo akaikin’ny lala

Partager vorom-potsy

Commenter vorom-potsy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TafHITT