4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izaho anie ravorona - THERACK

Izaho anie ravorona, te-hiaraka aminao

hikopakopak’ elatra, hihira sy hilalao

raha tsy eo anilanao, dia tonga manirery

izaho anie ravorona, tomany samirery.



ny hirahiram-poko, dia toy ny voninkazo

angolangola ihany, toa rano an-tanam-bazo

kanefa anie ny foko, misento lavitra any

ny ventsoventsom-pahoriana, sao mba reny ihany.

Partager izaho anie ravorona

Commenter izaho anie ravorona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe THERACK