4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vorompotsy miara_dia - THERACK



(solo vavy)

’Zany tiana, ka ny tiako dia hitako ihany

O re  roy e, tsy miova, tsy mifindra

Miara-mamindra, miangola, mitositosy

Eo anilan’ny tiana, eo akaikin’ny lala



      (rodobe) : Vorompotsy miara-dia

                         Vorondreo tsy mifanary

                         Voromanga mahalala havana

                         Miara-dia, miara-dia miriaria



(solo vavy)

Mba tohano, mba tantano raha mila hirona

O re roy e, ento mora, ento mora

Miara-mamindra, miangola, mitositosy

Eo anilan’ny tiana, eo akaikin’ny lala



       (rodobe) : Vorompotsy miara-dia .......

Partager vorompotsy miara_dia

Commenter vorompotsy miara_dia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe THERACK