SAMBATRA
SAMBATR’AHO JESO MANANA ANAO, MPANJAKAKO
SAMBATR’AHO JESO MANANA ANAO, FIANTSAMPAZAKO
SAMBATR’AHO JESO MANANA ANAO, MPAMONJIKO
RAHA MISY NY MANJO AMIN’NY ANDRO TSY AMPOIZIKO
FA TOMPO MPIARO IANAO
RY JESO TOKIKO
KOA N’AIZA N’AIZA NO ALEHAKO IZAO
TSY MISY ATAHORAKO
FA MPANAFAKA IANAO
NY OTAKO VOAVELA TOKOA
NY FOKO NIOVA HO VAOVAO
SAMBATR’AHO RY JESO SOA