tonga lafatra e!
ny fitiavako anao
tena fatratra 
tsy haiko hazavaina anao
fa izao tontolo izao
mamirapiratra raha eo ianao
tonga lafatra e! la!la!la!la! (4)
fanaperana 
izao fiainako izao
hasambarana 
ho ahy irery sy ho anao
fa izao tontolo izao
mamirapiratra raha eo ianao
fanaperana e! la!la!la!la! (4)
hasambarana 
ny eo akaikinao
fitsaharana 
ny miaraka aminao
fa izao tontolo izao
mamirapiratra raha eo ianao
hasambarana e! la!la!la!la! (4)