Izay rehetra natao natamiko na taminao 
 havaloko ho tantara tsy mba maty ao am-po 
 fa ny ranomasonao tsy am-poty nefa lasa
 tsy mety intsony tsy hiverina intsony 
 aleo mihitsy ahafoy
 ref:mafy taminao ny hoe 
     hisaraka amiko 
     nefa fantatrao ny nahatonga izao 
     ny fiainako rehetra tsisy miafina aminao 
     hadinoy ny fitiavako
   zay asolonao ahy tiavo ary hajao
   ny an-tsika anjara efa voarara
   mbola ninia natao
   fa ianao kosa tsy adinoko
   tsaroako any andro iray
   mbola hisy foana ahatsiarovanao mangina ahy
ref:.............................