4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako ianao - Tsiory

                         TIAKO IANAO



    Rotsirotsy,tambitamby no anilanao

    Na raho-mandalo na haizim-bolana

    Hirahira,tononkalo no nandrakotra

    Lay orim-baton’ny fitiavana



    Tiako ianao,tiako ianao

    Omaly,anio ary mandrakizay

    Foana tsy misy ireo ahiahy anilanao

    Tiako ianao,tiako ianao

    Omaly,anio ary rahatrizay

    Izaho anao,ianao ahy,tiako ianao

Partager tiako ianao

Commenter tiako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tsiory