4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Veloma - Bouboul

Tonga izao ny fotoana voafetra

Handaozako ny namako rehetra

Afeniko irery ato am-poko

Ny alahelo sy ny sentoko

                  Veloma re!Veloma mbola hihaona

                  Tsy ho ela akory,dia hiaraka indray

                  Veloma re!Veloma mbola hihaona

                  Miandry anao(2) ’zahay.

Fahatsiarovako tsy mety maty

Mipetraka,milevina ato anaty,

Ny tenako irery no any

Fa ny foko dia mbola eto ihany

                     Veloma re!..........



Fahatsiarovana an-dramose.Mbola hihaona ihany....


Partager veloma

Commenter veloma

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bouboul