4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Veloma no atao - Lolo sy ny tariny

Misy voalohany misy farany
Ny hira izay atao
Ka indro ry tiana ny ahy
Ho faranako eto izao

   REF:
   Androany aho avelao hody
   F'efa vizana
   Tsy mahita hira intsony
   Izay mety hatolotra anao

Mangovitra ny molotro
F'efa reraka tokoa
Raha mbola hanohy eto ihany
Ny feoko tsy haharaka izany

   REF:


Raha ny fitiavako ny hira
Tsy ho tapitra akory
Mamerina ny famangina
Avelao aho mba hatory

   REF:

Partager veloma no atao

Commenter veloma no atao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny tariny

Suite