4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Venance sy therèse - Lolo sy ny tariny

Taizam-baiboly i Môpera Venansy
Ka tsy hanambady intsony
Tsy lalovam-behivavy ny fandrinany
Sarin'i Maria no miandry andoham-pandrinany

REF:
"Izany e!Ka izany a!
No tena mpanompon'Atra anie"(bis)

Renin'ny kamboty i Masera Terezy
Ka tsy tia olon-dehibe
Ny fitiavany iny tsy ho an-tsika intsony
Fa ho an'i Razezo anie

Tsy mba mety mitia
Mitia lehilahy
Nefa olona vita nofo sy rà

REF:
...

Fa nifankahita i Venansy sy Terezy
Dia...??? !!!!!

REF
...

                                       AVE MARIA!

Partager venance sy therèse

Commenter venance sy therèse

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny tariny

Suite