4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sompatra - Vetson'Androy



Sompatra eny mantsy

Ianao ry rahona iny

Nahoana no takonanao

Iny volan’iny

Avelao hanazava

ny lalana halehako

Fa mahantra loatra ny tenako



fiv:



Tsy mbola fantatra

izay mety ho sarotra

Sy mbola lavitra ny lalana.

Mbola hisedra fiakara-mideza

Mino aho nefa fa tsy ho ela

dia ho tratra ilay fetra.



ô ry volana ô

Mba aiza lahy

Dada sy Neny ary ireo havana.

Mba ilazao ireo sakaizako

Manina hono no hoe fa tsy afa-mandeha

Partager sompatra

Commenter sompatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vetson'Androy