4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola hihaona - Voahangy

Hihaona aminao aho rehefa hifarana ny ety

Ary ho fiainam baovao no antenaiko miandry ary

Hihaona aminao aho, fandalovana ny aty

Ary ianao ilay efa nandao, no hitsena ahy ary



Mbola hihaona aminao aho

Eo ambavahadin’ny lanitra

Mbola hihaona aminao aho

Rehefa tonga ny maraina vaovao



Fa ho mafy ny finoako, mbola hihaona izaho sy ianao

Raha hitantana ahy ny Tompo,

Hihaona isika an-danitra ao



Mbola hihaona etc....



Feo : Jesosy Mamonjy

Tonony sy mihira : Voahangy

Partager mbola hihaona

Commenter mbola hihaona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Voahangy

Suite