4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny zanakao jereo - Voahangy

Tsy anao raiky lehilahy eto an-tany

Tsy karanao no hampitomany

Ny zanakao sarobidy

Nilaozanao nandositra adidy

Ny vehivavy koa maro be

Izany no nahatonga anao handeha

Natakalonao hadalana a a a

Ny zanakao tavela an-tanana



Na dia fy aza ny kilalao

Ny zanakao aza atao an-kilabao

Na dia misy ny vehivavy tiana ô ô ô

Ny zanakao aza ariana.

Mba marina e

La vie, sôman’olon-jiaby

Ny lehilahy mijoro amin’ny fiainana

Tsy mba manary zaza e





Izay hohanina anio tadiavina

Ny rahampitso koa torak’izany

Ny vadinao efa mitotototo

Ny zanakao jereo fa mihadonto

Tsy mety anie ny ataonao ahy

Mipodiana hianao fa lehilahy

Na dia mamy raha ataonareo ô ô ô

Ny zanakao mba jereo

Partager ny zanakao jereo

Commenter ny zanakao jereo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Voahangy

Suite