4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Torabato miverina - Voahangy

Tsy hitako intsony izay azoko atao
Fa tanteraka avokoa izao ny sitraponao
Kely handeha anam-bady ianao zanako ô
Ambakainy zazavavy izay mitovy aminao
Izaho sy andatsa satria ianao mbola hanenina
Hanatr'iny reny torabato miverina
Izay hafafinao zanako ô tsy maintsy hojijainao ao afarafara ao

Avia aty ho tsofiko rano
Fa tsy moramora ny mitondra tokan-trano
M

Partager torabato miverina

Commenter torabato miverina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Voahangy

Suite