4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nofiko - VOICE FOR LIGHT

NOFIKO


Raha sendra nandalo
Toerana iray aho
Dia nahita izany fahazavana
Kanjo nisy zavatra niseho
Tampoka teo aho
Tsy naloham-peo
Nibalika ny manodidina ahy
Feno tontolo ny hazavana
Avy eo aho nohentin'ny Ray
Tany @ fiainan'ny mandrakizay!!!

Tongasoa teo @ vavahadin'ny lanitra aho
Tsy nanenenako ireo fanom-pona anao
Fa nitondra zava - tsoa teo @ fiainako
Ry Ray tsitoha… ireny!


Ka dian'izao; fangiana ianao
Fa mbola misy toerana; anjaranao
Aza varina mangatak'andro eo foana
Sao tara eo ka hanenina
F’izy efa nitahy anao atram'izay
Ka tsy tokony ho kivy @ izay atao
Ka andana; dian'izao
F'izy efa miandry anao
Efa hatriny ela!!!

Tongasoa teo @ vavahadin'ny lanitra aho
Tsy nanenenako ireo fanom-pona anao
Fa nitondra zava - tsoa teo @ fiainako
Ry Ray tsitoha… ireny!
Ka dia faly aho
Fa manana anao; tsy mba nanary ahy
Na dia teo ireo fahotana vitako
Taminao!!!

Ka dia misaotra anao
Noho ny alebeny fitiavanao
Fa raha tsy teo ianao tsy toy izao izahay
Fa nohentinao tany am-paradisa
any @ fiainana mandrakizay… !

Tongasoa teo…

Ka dia faly aho …..

Partager nofiko

Commenter nofiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe VOICE FOR LIGHT