4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho ahy - Willah

efa lalim-paka ato am-poko ilay fitia
aza avelanao angahy irery
fa raha toa ka mbola mihahihahy
ny hivadika aminao sanatria

ref:ho tsapanao fa tiako ianao
tiako ianao ho ahy ho doria
tsy hifandao tsy kilalao
tiako ianao koa dia matokia

ny ora sy fotoana izay tsy ahitako anao
tsaroako hahavery an-teny efitra
ireo hira kalokalo izay fanaon-tsika roa
no any sisa ampitony ny fo

ref:ho tsapanao fa tiako ianao
tiako ianao ho ahy ho doria
tsy hifandao tsy ho kilalao
tiako ianao koa dia matokia

ho sasatra eo ireo mikotaba
mikasa hanimba sy handrava
reko tsapako ato anaty ilay fitia tsy mety maty eiehhh

ref:......................

Partager ho ahy

Commenter ho ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Willah