aiza ianao vadiko o!!eh saro-piaro e!!
aiza ianao cheriko o!!eh saro-piaro e!!
anilanao no fidokoo
akaikinao no iriako o!
antsoiko an-telefona oa zalà tsy mba mamaly eh (x2)
alehako am-birao oah zalà tsy mba falifaly eh (x2)
hakako pitsikilo oah zalà mahalasa adala eh (x2)
ref : fa ity vatanao (ilaiko o)
ny souriranao (ilaiko o)
ny voiturenao (ilaiko o)
ny chaussuresnao "TSY ILAIKO O"
aiza ianao vadiko o! eh saro-piaro e!!
aiza ianao cheriko o! eh saro-piaro e!!
ny fihetsiko tsy mampino o!
toetra ratsinao alaviro!!
...