4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fo mijaly - Y zit

misento loatra, potika ny fo
niandriandry loatra, mivakivaky loha
nefa ianao tsy hitako eo anilako eo
lasa2 teo ny fitiavanao
tsy eno ity fo fa miantso anao
tsy ho rava ity fitiavako anao

ny aiko de tsy hilaza ny anadino anao
ity zanatsika mampatsiahy anao
refa mijery azy, ianao no hitako
rehefa misakambina
ny tananao no reko

fo mijaly no miantso anao
fo mitia no tiko omena anao
tsisy anakana , tsy ho levona
ny toerana omeko anao

nandefa taratasy tsy misy valin- teny
tena very saina mantsy
fa tsy sahy miteny
ny hany hery ny fitondran' ny ao ambony
miantso anao ry ray, omeo ahy ny hery
ny sitram-po ao ho ahy
ho soa fa any ampoko
dia fantatro fa mbola tena mila anao

ny aiko....

sedram piainana mandallo fotsiny ihany
na be ny adin tssaina
mandreraka sy mampiondrika ny tany
ny safidin ity foko
efa mitempo ho anao
na tsisy omeko an iza n iza no mitady

laissé par irinah

Partager fo mijaly

Commenter fo mijaly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Y zit