4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fo mijaly - Y-zit

Misentosento loatra
Potika ny fo
Miandriandry loatra,mivakivaky loha
Nefa ianao
Tsy hitako eo anilako eo
Lasalasa teo ny fitiavana
tsy haino ity feo
Ry fo miantso anao
Tsy ho rava
Ty faitiavako anao

Ny aiko de tsy hilaza hanadino anao
Ty zanakitsika mampatsiaro anao
Ref mijery azy
Ianao no hitako
Refa misakambona ny tananao no tsapako

Ref: Fo mijaly no miantso anao
Fo mitia no tiko omena anao
Tsisy anakana
Tsy mety levona n
Ny toerana nomeko anao

Nandefa taratsy tsy nisy valiteny
Tena verisaina aho mantsy
Fa tsy sahy ny teny
Ny any hery
Ty fitondrany ao ambony
Miantso anao ry ray
Omeo ahy ny hery
Ny sitraponao ho ahy
Ho soa fa ny ao am-poko
De fantaro
Fa tena mbola mila anao

Ny aiko de tsy hilaza hanadino anao
Ty zanakitsika mampatsiaro anao
Ref mijery azy
Ianao no hitako
Refa misakambona ny tananao no tsapako

Ref: Fo mijaly no miantso anao
Fo mitia no tiko omena anao
Tsisy anakana
Tsy mety levona n
Ny toerana nomeko anao

Ka ra zay sedram-piainana
Mandalo fotiny ny any
Ka na be ny adin-tsaina mandreraka sy mampiondrika ny tany
Ny safidiny ty foko
Efa mitempo ho anao
Ka sipaiko
N'iza n'iza no mitenmpo

Ref:

Partager fo mijaly

Commenter fo mijaly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Y-zit