4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miandry love - Y-zit

mivezivezy tsy manadino anao
Ilay fo mbola tia ka marary
mamirifiry rehefa mahatsiaro anao
miankin-drindrina manoroka ahy
tsy voafehy intsony,ireo tomany
tsapako fa voa,resy ka manaiky
hakiviana no ato am-poko mampirediredy
nefa hiandry anao satria efa anao

tsisy ny anjara tsy hifankaita
tsarovy tsara fa ny aty tsy mety ritra
satria tia anao
simba taminao
sahy nilaozanao
tsy manan'aina

Partager miandry love

Commenter miandry love

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Y-zit