4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fisiako - ZADOO

Ampy izay

Aleo samy handeha any, aoka izay

Fa samy efa leo

K’aleo samy hody amin’ny tany izay niaviany avy



Tofok’aho

Mifamaly foana foana

Tsy mety ange, raha tsy mifandefitra

K’aleo samy hody amin’ny tany izay niaviany avy



Avelao aho, tsy mila intsony anao

Fa efa rerak’aho niadivanao tsotra izao

Ka zory amin’izay ny lalana nodiavinao

Voasakan’ny fisiako hatramin’izao



(2 Bis)

Partager ny fisiako

Commenter ny fisiako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ZADOO