4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ataoko amin'ny fo - ZIKRUE

Fotoana ela no niketrehana mba ho mafy ny fototra

Tsy ohatran’ny an’ny hafa vao nandalo kely dia tototra

Nahamatoran’ny saina mba nahafahana nibanjina

Nahaizana nidaozy an’izay rehetra mety ho tanjona

Dia nikifa tamin ny fo mba ho voninahitray

Tsy zavatra betsaka akory

Fa fahatsiarovana iray tamin’ny fiainan’ilay kof’ boay

Raha rotsa sy vola aloha tsy dia hananana bobaka

Raha aingam-panahy aty mbola mitobaka

Partager ataoko amin'ny fo

Commenter ataoko amin'ny fo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ZIKRUE