-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy afaka hijery fotsiny ny olan’ny ray aman-deny.
“Nanao hetsika manokana izahay amin’izao fidiran’ny mpianatra izao ka mivarotra kojakojam-pianarana ahitana...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Manan-kery manomboka androany ny fanapahan-kevitra noraisina momba ny fandrarana ny fifohana sigara eny amin’ny toerana mihiboka sy vory vahoaka ary anaty fitaterana...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy nisalasala namosaka ny heviny mikasika ny zava-misy amin’izao fotoana izao ny ben’ny Tanànan’Ankaraobato teo aloha,
Ralaiseheno Guy Maxime. “Tafiditra anaty...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Nifanojo tamin’ny mpitandro filaminana ireo jiolahy mpanakan-dalana tany Tsiroanomandidy. Tapitra hatreo ihany koa ny fanaovany asa ratsy.
Nampitondra faisana ireo fiara mpitatitra...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Manara-maso hatrany ny fiainam-pirenena.
“Tokony hotanterahin’ny mpitondra rehetra ny fampanantenana nataony mba tsy ho kobaka am-bava fotsiny ihany. Tsy mahagaga raha miseholany...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Nisokatra hatry ny ela ny fanaterana ireo antontan-taratasy mikasika ny fangatahana onitra vokatry ny krizy tamin’ny taona 2002 sy 2009.
Ny tondrozotra izay efa lasa lalàna...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
L’appel a été entendu.
Le président de la République Hery Rajaonarimampianina a reçu hier en fin d’après-midi, à Iavoloha, des...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Plus de 400 demandes d’indemnisation des victimes des crises de 2002 et de 2009 ont été déposées auprès du conseil pour la réconciliation malgache...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Les femmes membres du « Malagasy miara-miainga » (MMM) ont organisé une vente promotionnelle de fournitures scolaires,
de semences mais aussi de lampes solaires, hier...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Des dispositions ont été prises pour l’encadrement de la commercialisation du girofle à Madagascar,
suite à une rencontre entre les autorités...