-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Le déblocage des financements extérieurs dépendra en grande partie du Plan national de développement (PND) de l’Etat qui ne sera prêt que d’ici le...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Mitarazoka sy mitarozaka ny fametrahana izay ho tena mpanohitra eto amintsika.
Tsy mazava rahateo izay tena tanjona tian-kahatongavana na fanoherana foto-kevitra io na fanoherana ny fomba...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Tonga koa ny tsara sitrapo manao asa sosialy hiatrehan’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra ny fampidirana an-tsekoly ny zanany.
Anisan’ireny ny Vehivavy Malagasy...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Efa zary niova hevitra ankehitriny ny « sera ». Raha fifandraisana izy hatramin’izay, nanjary fifampivarotana izy amin’izao vanim-potoana izao. Afaka akambana tsara anefa...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Azo lazaina ho efa anisan’ireo ngeza sy matihanina,
eo amin’ny tontolon’ny mozika, eran’izao tontolo izao Rajery ary tsy mitsaha-miitatra hatrany ny lalana hizorany ho...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Tsikombankomban’ny mpanakanto samy goavana!
Tafaraka eny amin’ny Restaurant Fatapera Antaninarenina indray i Olombelo Ricky sy Edgard Ravahatra. Anio manomboka...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Nanapa-kevitra ny fanjakana fa tsy handoa ny latsakemboka hanaramana ny mpampianatra Fram intsony ny ray aman-dreny amin’ity taom-pianarana 2014-2015 ity.
Efa nandray ny vola...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Rotary International sy ny vadin’ny filoha,
tanteraka ny fanampiana ny mpampianatra Fram 44 tsy mahazo tambin-karana ao anatin’ny Cisco...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Mitobaka eny an-tsena ary mila arahi-maso itony entana itony,
indrindra ny daty. Saropady mantsy ny resaka zazakely.
Izao kosa ve dia mba rariny ?...
-
Vendredi 03 octobre 2014 à 00:00:00
Manohy mankany amin’ny fahombiazana,
ny vokatra azon’ireo katitakely malagasy, eo amin’ny fiadiana ny “Jeunes Dodos”, taranja tenisy. Misy ireo efa tafita...