-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Dadaravo est un confiseur de la ville d’Antsirabe.
Sa spécialité est la fabrication de bonbon à la Malgache, communément connu sous le nom de « bonbon...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
L’Association « Hiaraka isika »,
par le biais de l’un des membres de sa commission politique, Alexandre Beranto, a tenu à apporter hier, quelques...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Mbola lavitra ny dingan’ny fampihavanana.
Raha ny nambaran’ny filohan’ny Filan-kevitry ny fampihavanana malagasy (FFM), ny Jly Rabotoarison Charles Sylvain, omaly, any...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Taitra ireo avara-pianarana sy manam-pahaizana avy any avaratra, nivondrona tao amin’ny UCN. Nanao fanambarana fankasitrahana ny filoha Rajaonarimampianina Hery sy ny praiminisitra Kolo...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Inona ihany no misy ao Tsimbazaza ao ?
Nampanantsoin’ny governemanta hivory tsy ara-potoana ireo depiote, handinika indray ny fitsipika anatiny. Toa tsy mahafaly ireo depiote sasany...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Tsy miandry ela. Na mbola tsy eto an-toerana aza ny jly Camille Albert Vital, mpanorina ny fikambanana Hiaraka isika, naneho hevitra avy hatrany ny mpikambana ao amin’ny vaomiera...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Mahavelombolo !
Tsy misy mahasolo ny boky ary samy mahatsapa izany ny rehetra ankehitriny. Porofon’izany, mahasarika mpitsidika maro ny « Foaran’ny boky », tontosaina...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Zovy tamin’ireo minisitra nifandimby nitantana ny departemantan’ny kolontsaina no tsy nampanantena zavatra ? Nanao izay heveriny fa mety tokoa izy ireo, saingy rehefa tojo ny tsy...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny adin-kiragasy lehibe etsy amin’ny EPP Angarangarana.
Amin’ny alahady 27 avrily izao manomboka amin’ny 10 ora maraina, tsy hifampitsitsy Rainitelo avy any...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Ny 18 avrily teo no nanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny tsangambato sy toerana miavaka.
Fantatra, nandritra ny hetsika natao tetsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy fa...