-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Ny mpankafy ny kanto ao amin’ny Nosy La Réunion no nahafantatra voalohany ny sanganasan’i Souraya Metis noho izy monina any.
Ankehitriny, nanapa-kevitra ny hampahafantatra...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Nanolotra vola mitentina 2 miliara Ar ho an’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam) ny fanjakana japoney, omaly.
Ahafahan’ny tomponandraikitry ny Pam...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
I Madagasikara no handray ny fivoriana faha-18 ho an’ny fikambanana Rotary ao anatin’ny District 9220, amin’ity taona ity. Satria Malagasy ny governoran’ny District,...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Nahitam-pahombiazana ny tetikasa ady amin’ny fikorontanan-tsaina ao anatin’ireo kaominina 25 niasana,
faritra Amoron’i Mania. Nandritra ny telo taona (2011-2014) ny asa ka...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Tsy niandry ela fa avy hatrany dia nidina ifotony,
nijery ireo fotodrafitrasa eto an-dRenivohitra ary nanadihady ny olana amin’izy ireny ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena,...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Notanterahina, omaly tetsy Ampefiloha, ny famindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny Tetezamita, Ndremanjary Jean André, sy ny minisitry ny Asa sy ny fampianarana teknika ary ny...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Hotontosaina, ny 16 ka hatramin’ny 18 mey ho avy izao, ny «Rallye Total», karakarain’ny klioba FMMSAM. Dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Hahoraka amin’ity faran’ny herinandro ity,
ny famaranana hiadiana ny «Amboaran’ny filoha», taranja rugby. Hisy ny fandraisana anjaran’ny mpijery hanohanana...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Homena ny vatsim-pianarana dimy volana (amin’ny 11 volana mbola tsy voaloa), ho an’ny taom-pianarana 2012-2013, ny mpianatra ao amin’ny oniversiten’i Toliara.
Mety...
-
Vendredi 25 avril 2014 à 00:00:00
Orinasa mamokatra fanaka vita amin’ny akora « résine » ny Java Ehr Sarlu.
Ankoatra ny varotra anatiny, manondrana any ivelany koa ity orinasa ity ao anatin’ny...