-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Les députés membres du groupe « Parti des travaillistes malgaches » ou Patram n’attendent plus que la décision du président sur le choix de son futur...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Des personnalités attendues y figurer sont présentes dans la liste, à savoir l’actuel Premier ministre, Omer Beriziky, Kolo Roger, Jules Etienne, Horace Gatien ou encore...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Nandrasana fa ho dingana hampihavanana ireo « mpampihavana » ny atrik’asa roa andro teny amin’ny Hotel Panorama,
saingy niofo ho fampihaonana sy fakàna ny...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Tonga nanoina ny fanasana nohon’ny fahalalam-pomba fa tsy nandray anjara tamin’ny atrik’asa
nampihaonana ireo mpampihavana ny CRN na ny komitim-pirenena ho amin’ny...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Nanamafy ny fiziriziriany hanohana ny filoham-pirenena ankehitriny ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas,
lany tamin’ny lisitry ny vondrona Mapar tany Betroka. Niantso mpanao gazety...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Hifampitana ny samy andrarezina !
Adin-kiragasy goavana no hiseho etsy amin’ny EPP Anosibe Angarangarana ny alahady 13 avrily izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina. Tsy...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Ankasitrahana izay mendrika sy nahavita be ho an’ny zavakanto sy ny kolontsaina.
Anisan’ireo tsy nohadinoin’ny minisiteran’ny kKolontsaina ny tarika Iraimbilanja, izay...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
“Tsy marina ny filazana nataon’ny lehiben’ny faritra Boeny manambara fa manaiky hiala amin’ny trano ho an’ny mpianatra ao Ambondrona ny mpianatry ny oniversite ao...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Miantefa amin’ny mpianatra 5 000 ny hetsika « Ny asako rahampitso »,
andiany fahasivy, karakarain’ny Rotary Ainga isan-taona.Natokana ho an’ny mpianatra...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Hakotroka ny fanamarihana ny Andro eran-tany ho an’ny tsangambato sy ny toerana manan-tantara,
ny 18 avrily izao. Haharitra hateloana, ny 18 hatramin’ny 20 avrily, ireo hetsika...