-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Hentitra ny fe-potoana napetraka hanarian'ny isan-tokantrano fako eny amin'ny dabam-pako. Manomboka amin'ny 5 ora hariva ka hatramin'ny 8 ora alina no hanaovana izany. 5.000 Ar ny dina apetraky ny...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Nitondra fanazavana omaly ny avy ao amin'ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa fanadiovana ny tanàna no tena hataon'izy ireo ankehitriny. Tafiditra ao anatin'izany ny fanadiovana natao...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Mitohy ny fanamboaran-dalana eto amin'ny tanànan'Antananarivo Renivohitra. Misy araka izany, ny lalana tapaka toy ny etsy Besarety. Ampahan-dalana tokana kosa no ampiasaina etsy...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Hantomotra ny fotoana.
Efa samy manoman-tena eny anivon’ireo klioba misy azy tsirairay avy ireo mpikatroka judo avy eto Analamanga. Hiatrika fifaninanana roa sosona mantsy ireo...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Tsy nahovoka.
Lavon’ny Chelsea teo amin’ny lalao miverina ny PSG. Tsy tanteraka ny fanirian’ity farany. Tafakatra hiatrika ny manasa-dalana amin’ny fiadiana ny...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Rija Lalaina. Mpilalao tenisy ambony latabatra ao amin’ny klioba Kamafa ao amin’ny ligin’i Vakinankaratra.
Tompondakan’i Madagasikara taona 2013 ny tenany....
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Omen-danja manokana mandritra ny Fim andiany faha-9,
ny 15 hatramin’ny 18 mey ho avy izao ny angovo azo havaozina. Manana ny toerany lehibe ireo orinasa sy mpandraharaha frantsay,...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Mitohy ihany ny fampahafantatrana sy ny fanentanana ataon’ny sampandraharahan’ny hetra (DGI) amin’ireo mpandraharaha eto an-toerana.
Omaly, nisy ny fifanakalozan-kevitra...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Miara-miasa amin’ny rehetra ny vovonana ifandraisan’ireo distrika fito mandrafitra ny faritr’i Vakinankaratra ho amin’ny fampandrosoana na ny VIF.
Nambaran’ny...
-
Jeudi 10 avril 2014 à 00:00:00
Tahotra sy tebiteby no nahazo an’ireo tantsaha manoloana an’ity firongatry ny andiam-balala ity.
Hany ka voatery nojinjaina mialoha ny vary teny an-tsaha.Sambany ! Tsy mbola...