-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Anisan’ny vokatra tsy nampoizin’ny rehetra ny teo amin’ny fihaonan’ny TF Anatihazo sy ny US Ikopa,
teo amin’ny herinandro fahenina amin’ny fiadiana ny ho...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Niatrika fifaninanana fitsapana ireo mpilomano malagasy,
omaly teny amin’ny dobo filomanosana ANS Ampefiloha. Nahatratra 150 ireo mpifaninana tamin’izany avy tamin’ny...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo,
tetsy amin’ny Coliséum Antsonjombe, ilay fifaninanan-kira lehibe, “Le chant des chorales”, karakarain’ny...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Notontosaina ny asabotsy teo, tetsy amin’ny ANS Ampefiloha,
ny dingan’ny famaranana tamin’ny fifaninanana dihy afro-latinos. Hetsika nokarakarain’ny kaompania M2Z...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Rinaldi, tovolahy vao erotrerony,
saingy manan-talenta amin’ny hosodoko. Ny sanganasany no nambabo ny fon’ny mpitsara tamin’ny fifaninanana ahazoana ny loka “Joseph...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Ny faran’ny herinandro teo,
nankalazain’ny fitondram-panjakana tao Mananjary ny « Sambatra », kolontsaina fanao isaky ny fito taona any Mananjary....
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Toby famatsiana herinaratra iray miainga avy eto amin’ny faritra Analamanga ny tohodrano ao Antelomita.
Tohodrano naorin’ny mpanjanaka frantsay, ny taona 1903 ary nanomboka...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
“Manoloana ny zava-nitranga mampalahelo ka niteraka ny fahafatesan’ny zanaka vavin’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena,
ny 23 oktobra lasa teo, ny...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Volabe mitentina 3 miliara Ar no takin’ireo jiolahy ho takalon’ny fitazonan’izy ireo ity teratany karana ity.
Hatreto tsy mbola fantatra ny toerana misy azy…Io...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Gorobaky ny bala teo amin’ny kibony ary tafavoaka tany amin’ny lamosiny ilay lehilahy voatifitry ny dahalo tao amin’ny fokontany Tanandava,
koaminina Ambatofitorahana, ny...