-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Nandritra ny Opération fanaon’ny polisy isaky ny andro tsena no nahasamboran’ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahadimy etsy Mahamasina ireto tontakely...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Tontosa, ny alahady teo,
tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ireo lalao roa fitsapana ny ekipa nasionaly, lahy sy vavy, hitrika ny “Lalaon’ny Nosy...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Toy ny tamin’ny taon-dasa,
mbola Kenyanina indray no nandresy teo amin’ny “Marathon international de Tana”, andiany faha-14. Lasany izany ny volabe natolotra...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Nosamborin’ny zandary tao amin’ny trano fonenany ao Antsirabe,
ny faran’ny herinandro teo i Jean Marc Koumba ilay mpiambina akaiky ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc izay...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Nivoaka amin’ny fanginany manoloana ny raharaham-pirenena.
“Eto aho milaza amintsika rehetra fa ny Malagasy tsy azo zarazaraina. Na amin’ny fiaviana na amin’ny teny......
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
Malaza ratsy amin’izao ny fanangonan-tsonia nanoherana ny fitsipaham-pitokisana teny amin’ny Antenimierampirenena.
Aiza ny ady amin’ny kolikoly? Jerem-potsiny... Dimy hetsy...
-
Lundi 27 octobre 2014 à 00:00:00
"Raha amin’ny tany demokratika, mandala ny fanjakana tsara tantana,
fahasahiana politika ataon’ny Praiminisitra sy ny governemanta tarihiny ny manontany ny solombavambahoaka...
-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
La célébration de la Journée des Nations unies a été une occasion pour la coordonnatrice résidente du système des Nations unies (SNU) à...
-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
Acteurs et intervenants dans la gestion des risques et des catastrophes (GRC)
ainsi que des représentants des partenaires techniques et financiers se sont réunis durant...
-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
La 17è édition de la Semaine de la santé de la mère et de l'enfant (SSME) se déroulera du 27 au 31 octobre prochain. Le lancement officiel aura lieu à...