-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Notontosaina, ny alahady lasa teo, tao Mon Choisy, Maorisy, ny «6e Marathon international Orange». Malagasy mirahalahy no niaro ny voninahi-pirenena tamin’ity.
Tany...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Tsy tapa-kevitra tampoka. Niala an-daharana tamin’ny ora farany tsy ho anisan’ireo firenena hiady ny lohany amin’ny «Afrobasket U16 Masculin» i Mali....
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Tantara mitohy vaovao indray ny an’i Rossy sy ny Federasiona malagasin’ny rugby (FMR). Toy ny tamin’ny taona lasa, hiadiana indray ny kianjan’i Mahamasina. Rossy,...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Velakevitra, varotra fampirantiana, seho sehatra, fitantarana angano, lalao… Ireo rehetra ireo no nanamarika ny Iray volan’ny teny malagasy ny 12 ka hatramin’ny 22 jona...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Tsy niandry ela… Efa nanomana hay, fa tsy nampahafantarina raha tsy vita ny famaranana ny “Kopi Kolé”, ny Alliance Française eto Antananarivo, etsy...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
«Hanao, tsy hanao. Hisy, tsy hisy… Tena tsy fantatra mihitsy ny fisian’izany». Ireo teny ireo no mahafehy ny zava- mitranga na ampahalalana ny vahoaka hatreto, raha...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Mitombo izaitsizy ny fanorenan-trano ao an-tampon-tananàn’i Fianarantsoia. Tsy mifanaraka amin’izany anefa ny fotodrafitrasa misy any an-toerana, raha tsy hiteny afa-tsy ny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
400 miliara euros no heverina hamokarana angovo avy amin’ny masoandro, aty Afrika sy any Eoropa amin’ny alalan’ny tetikasa Desertec, alohan’ny taona...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Tratra aoriana i Frantsa momba ny famatsiana angovo azo havaozina (masoandro, rivotra, fako ahodina).
Mahatsapa ihany koa ireo mpandraharaha sy fikambanana frantsay miasa...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Tsy misy fiafarany ny fikasana sy ny fanondranana an-tsokosoko hazo andramena any Antalaha. Fiarabe feno bolabola no tratra ny asabotsy teo ary nahita izany tany an-toerana ny praiminisitra,...