-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Noho ny tsy mbola fisian’ny didim-panjakana mamaritra mazava ny fanemoram-pifidianana, niara-nanomboka fampielezan-kevitra tao amin’ny Immeuble Trois Frères...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Afa-nifaly ireo mponina ao La Réunion kely Ampefiloha ao anatin’ny asaramanitra. Tokantrano 250 nanorim-ponenana eo an-toerana no notoloran’ny fikambanana malagasy miaro ny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Niara-nientana ny mponin’i Toliara I, omaly, nanadio ny tanàna. «Fiatrehana ny fetin’ny Fahaleovantena ao anatin’ny fahadiovana no tanjona», hoy ny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Nifamotoana tetsy amin’ny tranompokonolona Andohatapenaka, omaly, ireo fianakaviana maherin’ny 2.000 izay notsimbinina manokana amin’izao fetin’ny asaramanitra...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
«Moramora» ! teny ahafantaran’izao tontolo izao an’i Madagasikara io. Nambaran’ny Banky Iraisam-pirenena fa ny 92%-n’ny Malagasy no miaina anaty...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Tsy fantatra intsony na mbola misy tompon’andraikitra mananaa vahaolana amin’ ity resaka delestazy any Toamasina ity na tsia. Nandritra ny faran’ny herinandro teo, adiny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Nitsidika ny tetikasa tontosain’ny JEF GSP sy ny WWF vatsin’ny Pnud ara-bola ato anatin’ny lembalemban’i Mahafaly, nanomboka ny taona 2010, Rtoa Fatima Samoura, ny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Ny 26 janoary 2009 i Frantsa vao mpikambana ao amin’ny «Agence internationale pour les énergies renouvelables» (Irena).
Tanjon’ny fanjakana frantsay ny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Notokanana ny 20 jona teo ny banky BMOI natokana ho an’ny mpandraharaha sy ny orinasa any Toamasina. Efa nanomboka ny 10 jona no nisokatra ho an’ny mpanjifa izany.
Ity no...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Ho afaka hifety tsara ihany ny fianakaviana rehetra eny amin’ny boriborintany faharoa, eto Antananarivo-Renivohitra, amin’ity fankalazana ny tsingerintaona faha-53 nahazoana ny...