-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Paris – Fin 2011, les fonds souverains gérés s'élevaient à 3 milliards de dollars d'après 237 investissements directs d'une valeur de 81 milliards de...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Niatrika ny mpanao famotorana indray afakomaly sy omaly ireo jiolahy voalaza fa nanendaka sy nangalatra basina polisy teny Ankatso.
Navoaka ny fonjan’i Tsiafahy afakomaly,...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Fa tsy iray volan’ny teny malagasy angaha ? Ny fisian’ny hetsika mifanandrify amin’io aza, mbola maro no tsy mahafantatra akory. Izay mahalala indray, toa miaina ao...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Ny alarobia maraina teo no fantatra fa nodimandry Rasoasimanga Berthine lehiben’ny tropy mpanao hiragasy Rasoasimanga Berthine Ambohimandroso. 62 taona izy izao nindaosin’ny...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Somary tara ny fampahafantarana, saingy tsy diso amin’ny fotoana ifanomezana isan-taona ny AFT Andavamamba. Nampahafantarina omaly fa hotontosaina ny asabotsy 22 jona, manomboka...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Kaompania Imaitsoanala, vondrona mpandihy ao anatin’ny Malagasy Psikolojia. Hahatratra 70 mahery ireo handray anjara amin’ny fanehoana karazan-dihy maro.
Hetsika...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Hitorajofo indray ny kianja Ambatobe Stadium. Hiaka-tsehatra any Mandrosoa Andramasina ao amin’io kianja io ny alatsinainy 24 jona izao, i Firmin sy ireo mpandihy miaraka...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Efa nisy ny mpanakanto nilaza ampahibemaso fa hirotsaka hofidina ho solombavambahoaka. Tsy vitsy ireo efa any anatina andrim-panjakana samihafa.
Toa kisarisary efa ahafahana milaza...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Araka ny loharanom-baovao azo, mitohy ny fanondranana an-tsokosoko andramena any Antalaha sy ny manodidina. Ny alarobia 19 jona teo, sambo dimy tsy fantatra anarana no hitan’ny mponina,...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Tanora mpandraharaha na ho mpandraharaha maherin’ny 40 no niatrika ny «My business event», tetsy amin’ny hotely Le Louvre etsy Antaninarenina, omaly. Ny Jeune chambre...