-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Hitarika ny delegasiona malagasy ho any amin’ny foiben’ny Sampandraharahan’ny Firenena Mikambana ara-tsakafo (FAO) ny minisitry ny fambolena, Ravatomanga Roland....
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Na ao anatin’ny krizy aza, misy ny mpamatsy vola iraisam-pirenena, toy ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana, manohana hampandrosoana an’i Madagasikara.
Toy ny...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Tapitra ny lalam-bahaolana eto amintsika, araka ny fahitan’ny antoko Tanora malagasy mijoro (Tamami). Nifanesy teto ny ezaky ny Sadc sy ny Vondrona iraisam-pirenena sy ireo...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
"Rehefa tonga ny fotoan’ny fampielezan-kevitra, hidina eny an-dalambe izahay. Hanao fampielezan-kevitra izahay manomboka ny 23 jona, satria izay no lalàna."
Io no...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Na tsy nisy lahateny aza, tonga maro nitsena an-dRavalomanana Lalao ny vahoakan'ny Moramanga, omaly. Nitsidika ny tao amin’ny manodidina ny tsena sy ny ao an-tampon-tanana ny tenany sy...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Mbola mitana ny datim-pifidianana 24 jolay. Nitondra ny heviny momba ny raharaham-pirenena Raharimanana Patrcik, kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena. “Tokony...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
SEFAFI : rappel à l’ordre à l’endroit du PHAT et du PM
Dans un communiqué en date d’hier, le Sefafi (Sehatra fanaraha-maso ny fiainam-pirenena -...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Selon le site « réunion.la 1ere.fr », la jeune malgache de 19 ans dénommée Léonie Fortuna, a procédé à la reconstitution du...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Nisehoana korontana indray tao amin’ny Ceg annexe ao Mahanoro, omaly maraina. Nisy nametaka peta-drindrina manambara fa novana ho taranja matematika ny laza adina fizika izay...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Olona efatra indray no voasambotry ny polisy miady amin’ny zava-mahadomelina ary efa natolotra ny fitsarana, omaly. Naiditra am-ponja avy hatrany izy ireo rehefa avy nohenoin’ ny...