-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Tonga tamin’ny andro faharoa, omaly, ny « festival » Arondihy, sehatra iray anehoana ny haren’ny Malagasy eo amin’ny dihy, na ny nentin-drazana io na ny dihy...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Tsy hivoaka an’i Alemaina ny amboara eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions”, taranja baolina kitra, amin’ity.
Samy...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Tontosa 80% ny fanatontosana ny «Annuaire du sport», ilay boky mirakitra ny momba ireo mpanao fanatanjahantena sy ny klioba eto Madagasikara. Hivoaka afaka andro vitsy ny andiany...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Ankoatra ny fampisehoana an-tsehatra izay nahafantarana azy, marobe ny zavatra azon’i Dah’Mama hatolotra. Anisan’ireny ny fanafanana sy fanentanana amina karazan-danonana...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny andiany faharoa ilay tetikasa « Les jardins de lumière ». Taorian’ny tany Ranohira ny taona 2011, nisafidy an’Ampefy indray ny fikambanana...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Manomana fihaonambe eto Antananarivo, ny 13-14 jona izao, ny fikambanan’ny mpampianatra Fram ao anatin’ny Sempama ny Nosy. Tanjona ny handrafitra ho boky ny tapaka rehetra...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Andrandrain’ny tanora malagasy maro ny fisokafan’ny vatsim-pianarana mankany Etazonia. Anisan’izany ny Humphrey fellowship program. Natokana ho an’ny olona efa...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Vahaolana iray azo isorohana ny fandefasana marary any ivelany ny fifehezana ny «informatique médicale» ahitana ny «télémédecine»....
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
CES : La publication de la liste des candidats retenus pour participer à la course présidentielle est attendue aujourd’hui. Les acteurs politiques sont sur le qui-vive car...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Naneho ny heviny Rtoa Louise Ravaoseheno-Vassails, 78 taona, mpahay fiarahamonina sy toekarena amin’izao toe-draharaha ankehitriny izao. Eo am-pelatanan’ny olom-bitsy manankarena...