-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Nahitsy ! Nitokana fotodrafitrasa any amin’ny kaominina Beramanja, distrika Ambilobe, faritra Diana, ny praiminisitra lefitra miadidy ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Anisan’ny nirongatra, tanatin’izao krizy izao koa ny trafika sokatra. Misy amin’ireo olona tratra no nohelohin’ny fitsarana ary misy ny tena tsy fantatra mihitsy izay...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Nahatety faritra enina any atsimo ny kandidàn’ny fikambanana Hiaraka isika, ny Jly Albert Camille Vital, taorian’ny nametrahany ny antontan-taratasy firotsahany ho...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Mahazo vahana amin’izao tetezamita izao ny tsy fanarahan-dalàna. Kandidà 15 no nanome toky fa hanaja ny fanjakana tan-dalàna, raha voafidy eo...
...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Comme l’usage le veut dans le monde judiciaire, le Pourvoi dans l’intérêt de la loi ou Pil selon les initiés, n’est pas une simple trouvaille, artifice...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Après le succès de son périple dans le Grand sud, l’association Hiaraka isika, dirigée par l’ancien premier ministre Camille Vital, effectuera une...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Le Bureau indépendant anti-corruption (Bianco) a présenté une liste d’engagements pour les candidats à la présidentielle, hier dans ses locaux...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Mirongatra ny asan-jiolahy any amin’ny faritra Tsiroanomandidy any. Ny 30 avrily lasa teo, tao Tsiroanomandidy tanàna, mpivarotra roa no indray voatafika tamin’izany, ka...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Anisan’ny hetsika iray lehibe hanamarika ny fihaonambe hataon’ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM), anio eny Ivato, ny “sit in”...
-
Vendredi 03 mai 2013 à 00:00:00
Mirongatra indray ny resaka taolam-paty sy ny fahitana izany etsy sy eroa. Tsy any amin’ny faritra ihany fa hatreto an-drenivohitra.
Nisy gony iray feno taolan’olombelona,...