-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Raha ny tatiry ny Unicef nandritra ny atrikasa niarahany tamin’ny tetikasa BIT/Ipec Tackle, omaly teny Andraharo dia fantatra fa ankizy malagasy 400.000 no manao asa mitera-doza eto...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Tarika telo anisan’ireo tsy tazana matetika eny an-tsehatra no hanatanteraka seho lehibe ao anatin’ny ora telo mahery… “Tsiaro ny lasa” miaraka amin’ny Ny...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Mafy fatotra ny firaisankina eo amin’ny mpanakanto avy any atsimon’ny Nosy. Taorian’ny nanomezan’izy ireo tanana ireo traboina ao amin’ity faritra ity, vokatry...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Fanohizana ireo hetsika rehetra tafiditra ao anatin’ny taon-jobily fankalazana ny faha-50 taonan’ny antoko mpihira Feo Fanantenana Fjkm Mandrosoa Ilafy no hanatanterahan’izy...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Tsy nitsanga-menatra fa nanandratra avo ny lazan’ny voninahi-pirenena ny klioban’ny Dynamic Club, izay nisolo tena an’i Madagasikara, nandritra ny fiadiana ny “Open...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Hafahafa. Nandray ny fiadiana ny «Coupe d’Afrique des Clubs Champions Dames» na Cacc Dames 2013, teo amin’ny taranja volley, i Madagasikara, ny 4 – 12 avrily...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Manoloana ny naoty fampahafantarana, amin’ny tokony hamerenana ny fifidianana eo anivon’ny seksion’ny atletisma, eto amin’ny faritra Analamanga, nilaza ireo...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Andry Rajoelina : Le président de la Transition, Andry Rajoelina, sera présent aujourd’hui lors de l’ouverture de la rencontre des forces vives du pays qui se...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Ny mpandraharaha amin’ny tambajotram-pifandraisana Orange no mpiara-miombon’antoka ofisialy ny Hetsika Donia, andiany faha-20 any Nosy-Be.
Ho tanterahina ny 10...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Avo lenta ! Nisokatra ho an’ny mpanjifa, ny 4 avrily teo, ny masoivohon’ny banky Bmoi any Nosy Be, tantanin’ny tale masoivoho, Arilalaina Rabevazaha. Azo tsorina fa...