-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Tokony ho hentitra koa amin’ny fampiharana. Samy namepetra ireo olom-panjakana rehetra, manomboka any amin’ny lehiben’ny andrimpanjaka ka hatrany amin’ny...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Miteraka adihevitra ! Nametraka ny paikadiny Ravalo amin’ny nanoloran’ny ankolafiny an’i Lalao Ravalomanana, vadiny ho kandidà amin’ny fifidianana...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
“Tsy nifindra monina i Neny fa voatery niala teto. Tokony tsy hosakanana ny filatsahan-kofiany. Avelao handeha ny fifidianana, hatao mangarahara. Ny vahoaka no hifidy...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Nakaton’ny fitondrana tetezamita noho ny sahotaka nisy tany Lybia ny masoivohontsika any an-toerana, ho fiarovana ireo mpiasa. Nomarihina, nandritra ny filankevitry ny minisitra, omaly,...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
« Manao paikady hampihemotra ny fifidianana ireo antoko madinika tsy manana kandidà sy tsy hanolotra kandidà ». Anisan’ny fanazavan’ny filohan’ny...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Nanala ny ahiahin’ny mpanao politika sasany. « Tsy misy izany resaka fanemorana tetiandrom-pifidianana izany mihitsy hatreto. Asa fampihavanana no hatao ary izany no tena...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Un Français, directeur général d'une grosse entreprise, a été enlevé lundi 15 avril par erreur à Madagascar, ses ravisseurs visant en fait le...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Les opérateurs touristiques de Nosy Be ne cessent de chercher des moyens pour satisfaire les touristes et citoyens de l’île aux Parfums.
C’est pour...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Nilaza ny filohan’ny «Club Développement et Ethique» (CDE), Albain Rabemananjara, fa manohana ny fampihavanana ataon’ny FFKM izy ireo. Handray anjara...
-
Jeudi 18 avril 2013 à 00:00:00
Nitrangana fanafihan-jiolahy mahery vaika indray teny Soamanandrariny, omaly tokony ho tamin’ny 2 ora maraina. Voalaza fa enin-dahy nanao saron-tava nitondra Kalachnikov sy P.A no...