-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Haverina indray, ny 5 mey izao etsy amin’ny Hotely Carlton Anosy, ilay kaonsertra klasika nataon’ny orkestra ao amin’ny fiangonana Anglikana Trinite Masina...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Manomboka mivelatra tsikelikely eto amintsika, ankehitriny, ny “comédie musicale”. Efa mahasarika miandalana ny tanora ny milalao azy.
Toraka izany koa ny mpanjifa...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Manomboka izao, horaisina an-tanana ny fahasalaman’ny mpikambana ao anatin’ny Otiv Antananarivo, amin’ny alalan’ny “Mutuelle santé Harena”, izay...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Tsy mahafaly anay mponina ao Ilakaka ny fitongilanan’ny fijerin’ny minisitera mahakasika ny fahatapahan-jiro ao Ilakaka. Mampitroatra anay ny filazan’ny talen’ny...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Nihintsana avokoa ny ekipa malagasy, vavy sy lahy, eo amin’ny fiadiana ny amboaran’ny “International Handball Trophy”, taranja handball, ho an’ny sokajy U-20....
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Manomboka izao, tsy eken’ny Federasiona malagasin’ny rugby (Fmr) intsony ny «école de club» na ny fileovana mitaiza ankizy ireny fa tsy maintsy miditra ao...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Mitana ny laharana faha-13 amin’ny ekipa tompondaka 15 aty Afrika ny Volley-Ball Club Diamant de Madagascar. Any amin’ny laharana fahasivy kosa ny Stef’Auto. Ny Prisons...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Fanamafisana ! Nanaraka fiofanana nandritra ny roa andro (10-11 avrily) teo ny mpitandro filaminana, nahitana zandary 25 sy polisy 25 teny amin’ny toby Fip...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Nanao fety teny Alarobia, omaly, ireo mpiasan’ny Tahirim-bolam-panjakana manerana ny Nosy. Milaza ny heviny ny raiamandreny iray sy tanora iray.
Rtoa Raharimalala, 1979...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Nanao atrikasa, omaly, nifampizara traikefa, nanamafy sy mbola hanamafy ny fepetra horaisiny avy, hisorohana ny lozam-pifamoivoizana, ireo orinasa lehibe maromaro. Nitarika izany teny...