-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Efa an-taonany maro no niasa tany amin’ny distrikan’Antanifotsy ny orinasa mpitrandraka vato Hola Firm Sarl. Mijoro ara-dalàna sy manana ny antontan-taratasy mifanaraka...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Naiditra am-ponja avy hatrany ilay teratany frantsay antsoina hoe Yann Vollet noho ny faniratsirana nataony tamin’ny olom-panjakana iray tany Antsiranana, ny herinandro teo.
Nisy...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Mafampana ny toe-draharaha ao amin’ny Smmc Toamasina. Mitokona noho ny fitakiana ny zony ireo mpiasa tsy nahazo izany ary miampanga ny tale jeneraly ho manampatra fahefana...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Tontosa omaly teny amin’ny Fip Antanimora, ny fifanaovan-tsonia momba ny ady amin’ny kolikoly teo amin’ny minisitry ny filaminana anatiny, ny contrôleur...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Tsy nifarana eo sady tratry ny tsikera mivaivay ! Niteraka resabe any anivon’ny haino aman-jery sy ny tranonkalam-pifandraisana samihafa ny fangatahan’ny Jly Ravalomanana sy ny...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
«Tsy mila miantehitra amin’ny any ivelany isika raha hanatsara firenena». Anisan’ny fanambaran’ny kandidà, Dr Jean Louis Robinson taorian’ny...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
"Tsy ny olona no ratsy eto Madagasikara, na ny mpanao politika, na ny zandary, na iza na iza, fa ny fomba fipetraky ny rafitra no maro ny zavatra tokony hahitsy." Io no...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Nanaitra ny nivoahan’ny valim-pitsarana ka nanafahana ireo olona voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny nahaverezan’ilay satroboninahitry ny Mpanjaka, tamin’ity...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
«Mivonona hiatrika ny raharaham-pirenena ny Undd». Filamatry ny kongresin’ny antoko teny Bongatsara, hifarana anio, io. Nanamafy izy ireo fa fitsapan-kevi-bahoaka...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Nahavita nay fianianany hitarika ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy (Ffm), araka ny lalàna mifehy azy, omaly, ny filohan’izany andrimpanjakana izany, ny Jly misotro...