-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
De retour d'une mission dans sa région d'origine, à Sakaraha, le membre du Congrès de la Transition issu du parti TGV Tsiebo Richard Mahaleo Victor a déclaré...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
La TICAD V (Conférence internationale de Tokyo sur le développement de l'Afrique) aura lieu du 1er au 3 juin 2013, à Yokohama, à 30km de Tokyo.
En prélude...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Le ministre des Affaires Etrangères Pierrot Rajaonarivelo, a reçu un Expert de l'Organisation Internationale de la Francophonie (OIF) en charge du suivi du processus électoral...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Nifarana omaly ny fandraisana ny anarana sy ny antontan-taratasin’ireo olona te-ho filohan’ny Filakevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM).
Raha ny faritra Antananarivo fotsiny...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Les caissiers auprès de la perception du Trésor à Antaninarenina doivent sûrement travailler durement durant les deux ou trois jours de paiement des salaires et des...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Hiditra amin'ny fampivondronana voalohany ireo mpilalao voafantina, izay hifantenana ny mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena, amin'ny «Masters 2013». Any Antsirabe no...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Niditra tamin'ny andro fahefatra ny fifanintsanana eo amin'ny “Challenge National U22”, taranja basikety zazalahy sy zazavavy, omaly. Fifaninanana karakarain'ny federasiona malagasy...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Mbola mihazohazo. Tsy afa-manao, na inona na inona, ankoatra ny hetsika nasionaly (fiofanana, fifaninanana) ny eo amin'ny tontolon'ny ady totohondry malagasy sy ny federasiona (Fmbo)...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Tena nahita izay nilainy ireo nitady zava-baovao ny faran'ny herinandro teo. Endri-kanto hafa indray mantsy no naseho nandritra ny “Slam Symbiose”, hetsika izay notontosaina tetsy...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Daddy Love, anisan'ireo mpanakanto vao misondrotra, kanefa efa be mpankafy. Porofon'izany, izy no nosafidina hanafana ny fetin'ny Qeen's, izay notontosaina tany Toamasina ny faran'ny herinandro...