-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny andiany fahefatra ny andron’ny asa sy ny fiofanana karakarain’ny Cabinet de recrutement Mrh sy ny minisiteran’ny tanora miaraka, eny amin’ny...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Nankalazaina ny alahady 24 marsa teo ny faha-15 taona ny Sampana Mpanazava sy Tily (Sampati), Fivondronana Taratra, ao amin’ny fiangonana Fjkm Ambohimandroso Alfa sy Omega,...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Paska hieren-doza ! Toy ny fanao isan-taona, hiasa andro aman’alina ny zandary amin’ny fandrindrana ny fifamoivoizana sy ny fandriampahalemana. Fantatra àry izao, araka ny...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Misy ambadika ? Tsy mbola milamina ny mahakasika ilay raharaha iampangan’ireo mponina ao Antseranampasika Toamasina, ny teratany vahiny iray izay nolazain’izy ireo ho mpangala-jaza....
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Diso lalana ! Raim-pianakaviana iray no nokapain’ny jiolahy ny famaky teo amin’ny lohany, ny asabotsy alina teo tany Morondava tao amin’ ny fokontany Betsipotika. Araka ny...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Omby miisa 200 no indray lasan’ny dahalo maromaro tao Tsivory Amborompotsy, ny asabotsy hariva teo. Nitohy tao Amboasary Atsimo indray izany taorian’izay ka omby miisa 21 no...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Io indray i Afrika sy ny zanatany frantsay amin’ny fanonganam-panjakana ! Iray andro taorian’ny nakan’ireo mpioko Seleka, notarihin’i Michel Djotodia, ny fitondrana any...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Na efa voarara aza izao ny fandefasana olona hikarama any ivelany, taorian’ireo tranga nampodiana zazavavy tsy salama na «razana», mbola «maniry ohatra ny anana»...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Nampiofana any amin’ny Faritra ny Cenit : Nidina an-tsehatra any anivon’ny Faritra ireo teknisianina momba ny informatika avy ao amin’ny Cenit foibe. Nanomboka ny 18 marsa teo no...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Nikatona, omaly, ny fandraisana ny firotsahan’ireo kandidà ho filohan’ny Ffm. 33 ireo kandidà nahatonga taratasy firotsahana. Andrasana ny avy any amin’ny Faritra....