-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Velon-taraina ireo mpampianatra Fram rehetra mpandray fanampiana avy amin’ny fanjakana ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania fa tsy mbola tonga ny volan’izy ireo...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Tombanana any amin’ny 9 tapitrisa ny omby eto Madagasikara, ka omby gasy avokoa ny 85%. Ilaina ny hiarovana azy ireny, ary izay no anisan’ny nankatoavina teny amin’ny...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Mihatra nanomboka omaly, any amin’ny distrikan’i Mahabo, ao anatin’ny Faritra Menabe, ny tsy fahazoana mivezivezy amin’ny alina. Vokatry ny tsy fandriampahalemana,...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Handao an’i Madagasikara i Sandile Schalke : Nahavita ny adidiny. Hatao veloma, anio etsy Ankorondrano, i Sandile Schalke, lehiben’ny biraom-pifandraisan’ny Sadc eto...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Mandia ny faha-10 taona nanaovany sary hosodoko i Nary Arthur Razafiarison. Marihiny amin’ny alalan’ny varotra fampirantiana, tontosaina etsy amin’ny Tahala Rarihasina...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Miketrika hatrany ! Matoa tsy henoheno firy, manomana sy miomana ry Mika sy Davis. Maromaro mantsy ny ketrik’izy mirahalahy sy ny mpitendry mpanaraka azy...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Rehefa ela niandrasana… Hotanterahina ihany ! Hanana ny sehatra handray azy amin’izay ny soradihy sy ny « art dramatique » rehefa nangataka izany tao anatin’ny...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Prévision météorologique. Une perturbation cyclonique est en formation dans le canal de Mozambique depuis hier. Le système risque de provoquer des pluies...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Mitohy ny tsindry. Nihaona tany Paris, afakomaly, ny Filoha frantsay, François Hollande, sy i Jakaya Kikwete, Filoha tanzanianina sady mpitarika ny Troika eo anivon’ny Sadc....
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
«Tsy maintsy mijanona ho mpanotrona ihany mandritra ny fotoam-pifidianana hodiavina izao ireo mahazo famotsoran-keloka, ary aoka tsy handray anjara amin’ireo...