-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Tonga ny fotoana ary feno ny fepetra. “Vonona aho hirotsaka hofidina… Hiarin-doha avy hatrany ny toekarentsika noho ny fitantanana mangarahara ka hisy vokany avy hatrany...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Mety hodinihina ny fangatahan’ny Filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina, hanaovana fifidianana depiote alohan’ny rehetra. Efa nandefa fampahafantarana izany any...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
La marche blanche à la mémoire Michou, la jeune étudiante qui a été violée puis tuée va être effectuée vendredi prochain à...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Hiakatra fitsarana, ny volana marsa ho avy izao ny «Raharaha fahaverezan’ny satroboninahitry ny Mpanjaka Ranavalona» teny Andafiavaratra efa ho roa taona mahery izao. Sivy...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Mivelatra tsikelikely, amin’izao fotoana izao, ny fiofanan’ireo mpianatra ho manamboninahitra eny anivon’ny Akademia Miaramila. Taorian’ny dian-tongotra 150 km,...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Natao tao amin'ny foibe Diatana Antsirabe ny fampiofanana amin'ny fanasana tanana amin'ny savony nokarakarain'ny sampan-draharaha mikarakara ny fahasalamana ao amin'ny distrikan'Antsirabe II,...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Resin-tory ny mpamily ! Mpandeha 12 naratra mafy. Io no vokatry ny lozam-piarakodia nitranga teny Amboanjobe, omaly maraina tamin’ny 5 ora. Taksiborosy iray avy any Ambalavao...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
L’Etat malgache est actionnaire au sein de la société Fanalamanga mais ce dernier ignore complètement ce qui s’y passe réellement.
En effet,...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
«Ny Escopol dia miandrandra famotsoran-keloka faobe, ary io famotsoran-keloka io dia tsy natao hiarovana ny tsy maty manota eto amin’ny firenena», hoy ny vondrona Escopol...
-
Mercredi 23 janvier 2013 à 00:00:00
Nanao fanambarana ampahibemaso hirotsaka ho fidiana ho filoham-pirenena ny “Maître” Avoko Rakotoarijaona.
Fanekeny ho fitaovan’ilay Mpahary hamerina ny...