-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Voaheloka higadra 2 taona an-tranomaizina, miampy lamandy 1 tapitrisa Ar, ny lehilahy iray nisandoka ho Ct (Kaongresin’ny tetezamita), omaly teny amin’ny fitsarana Anosy....
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
«Ny hery, tsy mahaleo ny fanahy». Mahery ny fitiavana ary ahavitan-javatra tsy araka ny saina eritreretina indraindray. Misy ireo mahavita manao an-kasomparana ka miafara...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Naneho hevitra ny fikambanan’ny ray aman-drenin’ny mpianatra (Fram) etsy amin’ny Sekoly Fitahiana Metm Antohomadinika.
Tsy eken’izy ireo ny fanesorana an-dramatoa...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Manao ranolava ny fihaonana sy fifampiarahabana eo amin’ny tompon’andraikitra ambony eto amin’ny firenena sy ireo jeneraly vao nahazo ny kintana vaovao na ireo nahazo...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Mpiambina iray ao amin’ny La Gastro pizza Antsenakely Antsirabe no nitondra nitsoaka ny fitoeram-bolan’ity toeram-pivarotana ity, ny fiandohan’ny volana janoary...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Natolotra ny fampanoavana, omaly, ilay jiolahy sisam-paty tamin’ireo tompon’antoka tamin’ny fanafihana fivarotana sy tokantranona Pasitera eny Manjakazafy Ambohidratrimo, ny...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Ho fanomanana ny fiatrehana ny fifidianana izay ho mpikambana maharitra anatin’ny Antenimieran’ny Varotra Toamasina, dia hamory ireo mpandraharaha ara-toekarena ao amin’ny...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
En Zambie, le gouvernement, qui se dit satisfait des progrès enregistrés jusqu'à présent, a repoussé d'un an le délai imparti aux banques pour...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Au jeu des pronostics pour 2013, les métaux et les céréales s’affaisseront, l’or pâlira et le coton reprendra du tonus.
Il faudra non...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Nitondra ny heviny amin’ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ny fikambanana ara-politika Groupe des Jeunes Malagasy pour la Démocratie na GJMD tarihin’i...