-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Nanomboka ny fanadiovana ny tsena ny tao amin’ny kaominin’Antananarivo renivohitra, omaly. Nanomboka teny Analakely izany ary nitohy teny Behoririka sy Andravoahangy...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny entana be mpividy, nandritra iny faran’ny taona iny, ny famantaranandro. Nambaran’i Dan, mpivarotra etsy Andravoahangy, fa nampiavaka ny tamin’ity indray...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Ahina ho tapaka ny lalana miala eo Andranomena mankany Ambatolampy Antehiroka mivoaka any Mamamba sy Ambohibao, raha tsy misy ny fanamboarana hataon'ny kaominina na ny tompon'andraikitra...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Fantatra izao fa nahazo fifanarahana amin’ny klioba iray any Nancy, Frantsa, i Ali Kame, ilay tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny «décathlon». Ny zoma 5...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny hetsika andrasan’ny mpitia baolina kitra fatratra, amin’izao fotoana izao, ny fiadiana ny amboaran’i Afrika (Can). Hanomboka tsy ho ela anefa izany. Ny 19...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Mandalo fotoan-tsarotra, ankehitriny, ny baolina kitra zimbaboeanina. Nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hanohy ny fifanintsanana ho an’ny Mondial 2014, ho an’ny faritr’i...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
…Kanefa ny andro fahavaratra ! Toa tranga mifanohitra raha jerena maimaika kanefa tsy maintsy nolalovan’ny kolontsaina malagasy nandritra ny taona maro. Maina anaty...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Rehefa avy niala sasatra tao anatin’ny andro maromaro ny fanatanterahan’ny Faribolana Sandratra ny antsa tononkalo, hiverina indray izany amin’ny volana febroary...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Ho taon-dehibe ho an’ny tontolon’ny literatiora malagasy ity taona 2013 ity. Andrarezin’ny asa soratra mirahalahy no ho feno zato taona amin’ity taona ity, raha mbola...
-
Vendredi 04 janvier 2013 à 00:00:00
Lavanila avy aty Madagasikara no miantoka ny filàn’ny 65%-n’ny tsena iraisam-pirenena. Manodidina ny 1.500 taonina ny vokatra eto amintsika, raha toa ka 2.300 taonina ny...