-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Le climat politique continue de s’agiter ces jours-ci. Un message a été lancé par le président de la Transition, Andry Rajoelina, à chacun pour...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Somary vitsy ny nijery ny «Lalatiana manontolo» teny amin’ny Cci Ivato, raha noharina ny tamin’ny tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Na...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Nanjaka tanteraka tao aminy ! Izay no azo ilazana ny seho nataon’i Jaojoby ny alin’ny zoma teo, tetsy amin’ny Jao’s Pub Ambohipo. Tafahaona ny «Soa ny...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Raha nisy ny mpamorona hira teatraly nalaza, anisany i Justin Rajoro. Rariny raha hanolotra seho ho fahatsirovana azy ny taranany, izay hampian’ny Nada Miangola. Hira sy tantara ary...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Nametra-pialana tsy ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny atletisma (Fma) Razafimahefa Christian James. Ny asabotsy lasa teo, tao amin’ny La Muraille de Chine, Analakely,...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Tsy nisy faly ary samy nanome tsiny ny fihetsika nataon’ny mpilalaon’ny Iarivo Rugby Club (Irc), tamin’ny endri-dalao nasehony teo amin’ny fiadian-toerana laharana...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Ny Uas Cheminots (Besetroka) indray no nibata ny amboara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Top 8 Mada 2012”, taranja rugby. Niverina teo am-pelatanany...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Mpampianatra 8 namolavola fomba fampitam-pahazaina vaovao
Valo mianadahy ireo mpampianatra mendrika nahazo naoty ambony tamin’ny fifaninanana famolavolana fomba fampitana...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
«Tohizo ny Ezaka ho Filamatra Indrindra» na Tefi no anarana nisaloran’ireto andiana mpianatra vao nahavita fianarana tao amin’ny Oniversite Isgie ity. Navoaka...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Nitondra fanakianana mavaivay ny Komity olympika malagasy (Com) ihany koa Razafimahefa Christian James, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety. Notsinkafoniny avokoa ny zavatra...