-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Taorian’i Nosy Be, nihazo an’Antsiranana ny delegasion’ny Orange Madagascar, tarihin’ny tale jeneraliny, Jean Michel Barré. Ao anatin’ ny « Roadshow...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Maizina ! Tsy hita soritra mihitsy ny tandindon’ny ho avy, raha ny lasa, izany hoe ny taona 2012 no jerena eo amin’ny sehatra ara-toekarena. Fanaon’ny manampahaizana ny...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
"Ny fodian’i Dada no mahamaika antsika", hoy ny Me Hanitra Razafimanantsoa tamin’ireo mpomba ny Filoha teo aloha teny amin’ny Magro, Behoririka, afakomaly. Ny...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Naverin’ny Filohan’ny tetezamita, Andry Nirina Rajoelina, teny Antsonjombe indray, fa efa fantany ny fanapahan-keviny ny amin’ ny firotsahana hofidina na tsia amin’ny...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
« Raha tiana hivaha ny krizy dia miverena amin’Andriamanitra, mibebaha, manetre tena,(…). Ary aza mamita-tena mandrefy ny fahotan’ny hafa ». Izany no...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Afa-pasahiranana ny mponina ao amin’ny fokontany Mandialaza Ambatomitsangana, firaisana faha 3, Antananarivo renivohitra satria dia vita ny asa fanamborana ireo ampahana lalankely tena...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Lalana famoaham-bokatra mampitohy ny fokontany Ambatomilona sy Soavinimerina mirefy 550 metatra no vita pavés na rari-vato ao amin’ny kaomina Fenoarivo...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Tao ho ao dia mizotra amin’ny fitokanana zava-bita ny fitondrana tetezamita. Vita tokoa ve ny tetezana sa tsia ? Ny rehetra dia tena mbola ao anatin’ny krizy raha ny fijery azy....
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Le Centre de Documentation et d'Information du BIT (CDI-BIT) sis à l'Immeuble SANTA Antanimena, a réouvert officiellement ses portes vendredi dernier pour être disponible...